<-
->

Jos 8:31 As Moses the servant of the Lord commanded the children of Israel, as it is written in the book of the law of Moses, an altar of whole stones, over which no man hath lift up any iron: and they offered thereon burnt offerings unto the Lord, and sacrificed peace offerings. araka izay nandidian' i Mosesy mpanompon' i Jehovah, ny Zanak' Isiraely, dia araka ny voasoratra eo amin' ny bokin' ny lalàn' i Mosesy dia alitara vato tsy voavoatra, izay tsy nopehim-by; ary dia nanatitra fanatitra dorana teo amboniny ho an' i Jehovah izy sady namono zavatra hatao fanati-pihavanana. araka ny didy nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo ny zanak' Israely, araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' ny lalàn' i Moizy, dia otely vato tsy voavoatra, izay tsy voavely vy. Ary nanolotra sorona dorana teo amboniny ho an' ny Tompo izy ireo sy nanao sorom-pihavanana koa. comme Moïse, serviteur de Yahvé, l' avait ordonné aux Israélites, selon qu' il est écrit dans la Loi de Moïse : un autel de pierres brutes que le fer n' aura pas travaillées. Ils y offrirent des holocaustes à Yahvé et immolèrent des sacrifices de communion.