<-
->

Jos 7:23 And they took them out of the midst of the tent, and brought them unto Joshua, and unto all the children of Israel, and laid them out before the Lord. Dia nalainy avy ao amin' ny lay ireny ka nentiny teo amin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely rehetra, ary napetrany teo anatrehan' i Jehovah dia nalainy avy tao afovoan' ny lainy ireny ka nentiny tany amin' i Josoe sy ny zanak' Israely rehetra, ary napetrany teo anatrehan' ny Tompo. Ils prirent le tout du milieu de la tente, l' apportèrent à Josué et à tous les Israélites et le déposèrent devant Yahvé.