<-
->

Jos 7:2 And Joshua sent men from Jericho to Ai, which is beside Bethaven, on the east of Bethel, and spake unto them, saying, Go up and view the country. And the men went up and viewed Ai. Ary Josoa naniraka olona hiala tany Jeriko hankany Ay, izay eo anilan' i Betavena, atsinanan' i Betela, ka niteny taminy hoe: Miakara, ka safoy ny tany. Dia niakatra ny olona ka nisafo an' i Ay. Naniraka olona Josoe niala tao Jerikao ho any Haia, any anilan' i Beta-Avena atsinanan' i Betela, ka nanao tamin' ireo hoe: Miakara hisafo ny tany. Dia niakatra ireo olona ireo, ka nisafo an' i Haia. Or Josué envoya des hommes de Jéricho vers Aï qui est près de Bet-Avèn , à l' orient de Béthel, et il leur dit : " Montez espionner le pays. " Ils montèrent espionner Aï.