<-
->

Jos 7:13 Up, sanctify the people, and say, Sanctify yourselves against to morrow: for thus saith the Lord God of Israel, There is an accursed thing in the midst of thee, O Israel: thou canst not stand before thine enemies, until ye take away the accursed thing from among you. Mitsangana, manamasina ny vahoaka, ka lazao hoe: Manamasina ny tenanareo mandra-pahamaraina; fa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Eo aminao misy zavatra efa voaozona, ry Isiraely; koa tsy mahajanona eo anoloan' ny fahavalonao ianao mandra-panaisotrareo ny zavatra efa voaozona tsy ho eo aminareo intsony. Koa mitsangàna hianao, hamasino ny vahoaka, ka lazao aminy hoe: Hamasino ny tenanareo ho amin' ny rahampitso, fa izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Misy anatema eo afovoanao, ry Israely; ka tsy hahatoha ny fahavalonao hianao, mandra-panaisotrareo ny anatema hiala eo afovoanareo. Lève-toi, sanctifie le peuple et tu diras : Sanctifiez-vous pour demain, car ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël : L' anathème est au milieu de toi, Israël; tu ne pourras pas tenir devant tes ennemis jusqu'à ce que vous ayez écarté l' anathème du milieu de vous.