<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:23 | And the young men that were spies went in, and brought out |
Dia nankao ireo zatovo nisafo ireo ka nitondra an-dRahaba nivoaka sy ny rainy aman-dreniny sy ny anadahiny ary ny havany rehetra mbamin' izay nety ho azy; dia nitondra ny mpianakaviny rehetra nivoaka izy ka nametraka azy teo ivelan' ny tobin' ny Isiraely. | Dia niditra ireo zatovo ireo mpisafo tany, ka nentiny nivoaka Rahaba sy ny ray aman-dreniny ary ny anadahiny mbamin' izay rehetra azy; nentiny nivoaka ny olona rehetra amin' ny fianakaviany, dia nataony any ivelan' ny tobin' Israely. | Ces jeunes gens, les espions, s' y rendirent et en firent sortir |