<-
->

Jos 3:17 And the priests that bare the ark of the covenant of the Lord stood firm on dry ground in the midst of Jordan, and all the Israelites passed over on dry ground, until all the people were passed clean over Jordan. Ary ny mpisorona izay nitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah dia nijoro tsara tamin' ny tany maina teo afovoan' i Jordana, ary ny Isiraely rehetra nandeha tamin' ny tany maina mandra-pahatafitan' izy rehetra an' i Jordana. Nitsatoka tsy nihetsika tamin' ny tany maina teo afovoan' i Jordany ny mpisorona nitondra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo, nandritra ny nitan' Israely rehetra tamin' ny tany maina, mandra-pahatafitan' ny firenena rehetra an' i Jordany. Les prêtres qui portaient l' arche de l' alliance de Yahvé se tinrent au sec, immobiles au milieu du Jourdain, tandis que tout Israël traversait à sec, jusqu'à ce que toute la nation eût achevé de traverser le Jourdain.