<-
->

Jos 22:4 And now the Lord your God hath given rest unto your brethren, as he promised them: therefore now return ye, and get you unto your tents, and unto the land of your possession, which Moses the servant of the Lord gave you on the other side Jordan. Ary ankehitriny dia efa nomen' i Jehovah Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny, ka mankanesa any amin' ny lainareo avy, ho any amin' ny taninareo, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo any an-dafin' i Jordana. Ary ankehitriny, efa nomen' ny Tompo Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka ny efa nolazainy taminy; koa modia ary mankanesa any amin' ny lainareo, any amin' ny tany izay anareo, izay nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo any an-dafin' i Jordany. Maintenant Yahvé votre Dieu a procuré à vos frères le repos qu' il leur avait promis. Retournez donc à vos tentes, au pays où vous vous êtes fixés et que Moïse, serviteur de Yahvé, vous a donné au-delà du Jourdain.