<-
->

Jos 22:33 And the thing pleased the children of Israel; and the children of Israel blessed God, and did not intend to go up against them in battle, to destroy the land wherein the children of Reuben and Gad dwelt. Ary sitraky ny zanak' Isiraely izany, dia nisaotra an' Andriamanitra ny Zanak' Isiraely ka tsy nihevitra hiakatra hiady aminy intsony handrava ny tany izay nonenan' ny taranak' i Robena sy Gada. Sitraky ny zanak' Israely izany zavatra izany, ka nisaotra an' Andriamanitra izy, ary tsy nihevitra intsony izay hiakatra amin' ireny mba handrava ny tany nonenan' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada. La chose plut aux Israélites; les Israélites rendirent grâces à Dieu et ne parlèrent plus de monter contre eux pour leur faire la guerre et ravager le pays habité par les fils de Ruben et les fils de Gad.