<-
->

Jos 22:32 And Phinehas the son of Eleazar the priest, and the princes, returned from the children of Reuben, and from the children of Gad, out of the land of Gilead, unto the land of Canaan, to the children of Israel, and brought them word again. Ary Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, sy ny loholona dia niverina nandao ny taranak' i Robena sy Gada tany amin' ny tany Gileada ka nankany amin' ny tany Kanana ho any amin' ny Zanak' Isiraely ary nitondra valin-teny ho any aminy. Dia nandao ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada, Finea, zanak' i Eleazara mpisorona sy ny loholona, ka niverina, avy amin' ny tany Galaada, ho any amin' ny tany Kanaana, ao amin' ny zanak' Israely, ka nanao ny filazany tamin' izy ireo. Le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar, et les notables, ayant quitté les fils de Ruben et les fils de Gad, revinrent du pays de Galaad dans le pays de Canaan, auprès des Israélites auxquels ils rapportèrent la réponse.