<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:22 | The |
Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah eny Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, Izy no mahalala, ary ny Isiraely hahalala koa; raha fiodinana na fahadisoana amin' i Jehovah (aza mba mamonjy anay akory Hianao anio), | Ny Tsitoha, Andriamanitra, Iaveh, ny Tsitoha, Andriamanitra, Iaveh mahalala, ary Israely koa hahalala. Raha fiodinana sy fivadihana amin' ny Tompo izany, dia aza mamonjy anay akory hianao anio, ry Andriamanitra ô! | " Le |