<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:18 | But that ye must turn away this day from following the |
no dia mihodina miala amin' ny fanarahana an' i Jehovah ianareo anio? Raha miodina amin' i Jehovah ianareo anio, dia ho tezitra amin' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, Izy rahampitso. | no dia miodina miala amin' ny Tompo koa hianareo anio? Raha miodina amin' ny Tompo anefa hianareo anio, dia ho tezitra amin' ny fiangonan' Israely rehetra izy rahampitso. | Or vous vous détournez aujourd' hui de |