<-
->

Jos 22:13 And the children of Israel sent unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, into the land of Gilead, Phinehas the son of Eleazar the priest, Dia naniraka an' i Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, ny Zanak' Isiraely ho any amin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, any amin' ny tany Gileada, Nirahin' ny zanak' Israely ho any amin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, any amin' ny tany Galaada, Finea, zanak' i Elezara mpisorona, Les Israélites envoyèrent auprès des fils de Ruben, des fils de Gad et de la demi-tribu de Manassé, au pays de Galaad, le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar,