<-
->

Jos 21:40 So all the cities for the children of Merari by their families, which were remaining of the families of the Levites, were by their lot twelve cities. Ny tanàna rehetra an' ny taranak' i Merary araka ny fokony, izay sisa tamin' ny fokon' ny Levita, dia tanàna roa ambin' ny folo no loka azony. Samy manana ny tany manodidina azy avokoa ireo tanàna ireo; toy izany daholo ireo tanàna rehetra ireo. Total des villes qui furent le lot des fils de Merari selon leurs clans, du reste des clans lévitiques : douze villes.