<-
->

Jos 21:34 And unto the families of the children of Merari, the rest of the Levites, out of the tribe of Zebulun, Jokneam with her suburbs, and Kartah with her suburbs, Ary izao no azon' ny fokon' ny taranak' i Merary, izay Levita sisa: avy tamin' ny firenen' i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy, Izao no nomena ny fianakavian' ny taranak' i Merarì, Levita sisa; avy amin' ny fokon' i Zabolona: Jeknama sy ny manodidina azy; Kartà sy ny manodidina azy; Au clan des fils de Merari, au reste des Lévites, échurent de la tribu de Zabulon Yoqnéam et ses pâturages, Qarta et ses pâturages,