<-
->

Jos 21:20 And the families of the children of Kohath, the Levites which remained of the children of Kohath, even they had the cities of their lot out of the tribe of Ephraim. Ary ny amin' ny taranak' i Rehata, dia ny Levita sisa tamin' ny taranak' i Kehata, ny tanàna azony tamin' ny filokana dia avy tamin' ny firenen' i Efraima. Ny amin' ny finakavian' ny zanak' i Kaata izay Levita, dia ny zanak' i Kaata sisa kosa, dia tanàna avy amin' ny fokon' i Efraima, no azony tamin' ny loka. Quant aux clans des fils de Qehat, aux Lévites qui restaient parmi les fils de Qehat, les villes de leur lot furent prises sur la tribu d'Éphraïm.