<-
->

Jos 21:19 All the cities of the children of Aaron, the priests, were thirteen cities with their suburbs. Ny tanàna rehetra an' ny mpisorona, taranak' i Arona, dia telo ambin' ny folo ary ny tany manodidina azy avy. Tontalin' ny tanànan' ny mpisorona, taranak' i Aarona, telo ambin' ny folo omban' ny manodidina azy. Total des villes des prêtres fils d' Aaron : treize villes et leurs pâturages.