<-
->

Jos 21:11 And they gave them the city of Arba the father of Anak, which city is Hebron, in the hill country of Judah, with the suburbs thereof round about it. Dia nomeny azy ny tanànan' i Arba, rain' i Anàka (Hebrona izany), any amin' ny tany havoan' i Joda, mbamin' ny tany manodidina azy. Dia nomeny azy, tao amin' ny tendrombohitr' i Jodà, ny tanànan' i Arbe, rain' i Enàka, dia Hebrona izany, ary ny tany manodidina azy. Ils leur donnèrent Qiryat-Arba la ville du père d' Anaq - c' est Hébron - dans la montagne de Juda, avec les pâturages environnants.