<-
->

Jos 21:10 Which the children of Aaron, being of the families of the Kohathites, who were of the children of Levi, had: for theirs was the first lot. izay azon' ny taranak' i Arona, isam-pokon' ny taranak' i Kehata. amin' ny taranak' i Levy; fa azy ny loka voalohany. dia ho an' ny taranak' i Aarona, izay anisam-pianakavian' ny Kaatita amin' ny taranak' i Levì, fa izy ireo no nanaovana ny loka voalohany. Ce fut d' abord la part des fils d' Aaron, appartenant au clan des Qehatites, aux fils de Lévi, car le premier lot était pour eux.