<-
->

Jos 19:49 When they had made an end of dividing the land for inheritance by their coasts, the children of Israel gave an inheritance to Joshua the son of Nun among them: Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen' ny Zanak' Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak' i Nona. Nony vitan' izy ireo ny fizarana ny tany, araka ny faritra mamaritra azy avy, dia nomen' ny zanak' Israely lova, teo afovoan' izy ireo, Josoe, zanak' i Nona. Ayant achevé la répartition du pays selon ses frontières, les Israélites donnèrent à Josué, fils de Nûn, un héritage au milieu d' eux;