<-
->

Jos 18:7 But the Levites have no part among you; for the priesthood of the Lord is their inheritance: and Gad, and Reuben, and half the tribe of Manasseh, have received their inheritance beyond Jordan on the east, which Moses the servant of the Lord gave them. Fa tsy mba manana anjara eo aminareo ny Levita; fa ny fisoronana amin' i Jehovah no lovany; ary Gada sy Robena sy ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nahazo ny lovany any an-dafy atsinanan' i Jordana, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, azy. Fa ny Levita, dia tsy mba hanana anjara, ary Gada sy Robena mbamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase dia efa nahazo ny lovany tany an-dafin' i Jordany any atsinanana, izay nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo azy. Mais pour ce qui est des Lévites, ils n' auront point de part au milieu de vous : le sacerdoce de Yahvé sera leur héritage. Quant à Gad, à Ruben et à la demi-tribu de Manassé, ils ont reçu leur héritage au-delà du Jourdain, à l' orient, celui que leur a donné Moïse, serviteur de Yahvé.