<-
->

Jos 16:8 The border went out from Tappuah westward unto the river Kanah; and the goings out thereof were at the sea. This is the inheritance of the tribe of the children of Ephraim by their families. Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin' ny lohasahan-driak' i Kana, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Efraima araka ny fokony, Avy eo Tafohà dia nandroso any amin' ny lafiny andrefana ho any amin' ny ranon-driaka Kanà, ka nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny taranak' i Efraïma araka ny fianakaviany. De Tappuah, la frontière allait vers l' occident, au torrent de Qana, et aboutissait à la mer. Tel fut l' héritage de la tribu des fils d'Éphraïm, selon leurs clans,