<-
->

Jos 15:63 As for the Jebusites the inhabitants of Jerusalem, the children of Judah could not drive them out; but the Jebusites dwell with the children of Judah at Jerusalem unto this day. Ary ny amin' ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak' i Joda; fa miara-monina amin' ny taranak' i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny. Tsy naharoaka ny Jeboseana izay monina ao Jerosalema ny taranak' i Jodà, ka niara-nitoetra tamin' ny taranak' i Jodà ao Jerosalema ny Jeboseana mandraka androany. Mais les Jébuséens qui habitaient Jérusalem, les fils de Juda ne purent les déposséder, aussi les Jébuséens habitent-ils encore aujourd' hui Jérusalem, à côté des fils de Juda.