<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 15:1 | This then was the lot of the tribe of the children of |
Ary izao no anjaran' ny firenena taranak' i Joda tamin' ny filokana araka ny fokony: hatramin' ny fari-tanin' i Edoma dia ny efitra Zina atsimo, izay faran' ny faritany atsimo. | Ny anjara lasan' ny fokon-taranak' i Jodà, araka ny fianakaviany, tamin' ny filokana, dia nitatra hatrany amin' ny faritanin' i Edoma hatrany amin' ny efitra Sina any atsimo any amin' ny farany atsimo. | Le lot de la tribu des fils de |