<-
->

Jos 14:1 And these are the countries which the children of Israel inherited in the land of Canaan, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, distributed for inheritance to them. Ary izao no nolovan' ny Zanak' Isiraely teo amin' ny tany Kanana, izay nampandovain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny loholon' ny firenen' i Zanak' Isiraely; Izao no noraisin' ny zanak' Israely ho lova, tany amin' ny tany Kanaana, izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoe zanak' i Nòna, ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' Israely. Voici ce que reçurent en héritage les Israélites au pays de Canaan, ce que leur donnèrent en héritage le prêtre Éléazar et Josué, fils de Nûn, avec les chefs de famille des tribus d' Israël.