<-
->

Jos 13:32 These are the countries which Moses did distribute for inheritance in the plains of Moab, on the other side Jordan, by Jericho, eastward. Ireo no voazaran' i Mosesy ho lova tany Arbota-moaba an-dafy atsinanan' i Jordana tandrifin' i Jeriko. Izany no lova nozarain' i Moizy fony izy tany amin' ny tany lemak' i Moaba, any an-dafin' i Jordany tandrifin' i Jerikao any atsinanana. Voici ce que Moïse avait donné en héritage dans les Steppes de Moab, au-delà du Jourdain, en face de Jéricho à l' orient.