<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 12:7 | And these are the kings of the country which |
Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana, hatrany Bala-gada, eo an-dohasahan' i Libanona, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady izay fiakarana ho any Seira, ka ny taniny nomen' i Josoa ny firenen' ny Isiraely araka ny fizarany, | Ireto kosa ny mpanjaka resin' i Josoe sy ny zanak' Israely aty an-dafin' i Jordany, aty andrefana, hatramin' i Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira. Nomen' i Josoe ny fokon' Israely, araka ny fianakaviany avy, izany tany izany, ho fananany, | Voici les rois du pays que |