<-
->

Jos 10:21 And all the people returned to the camp to Joshua at Makkedah in peace: none moved his tongue against any of the children of Israel. dia niverina soa aman-tsara ho any amin' i Josoa teo an-toby tany Makeda ny vahoaka rehetra; ary tsy nisy sahy nanao vava ratsy tamin' ny Zanak' Isiraely intsony. ary ny vahoaka rehetra niverina tsy amin' ahiahy tao an-toby any amin' i Josoe any Makedà, ary tsy nisy olona sahy niteny indraim-bava akory manohitra ny zanak' Israely. Tout le peuple revint au camp sain et sauf, auprès de Josué à Maqqéda, et personne n' osa rien faire contre les Israélites.