<-
->

Jos 10:20 And it came to pass, when Joshua and the children of Israel had made an end of slaying them with a very great slaughter, till they were consumed, that the rest which remained of them entered into fenced cities. Ary rehefa voaringan' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely mihitsy ireny mandra-pahalany ritrany, ka izay afa-nandositra no lasa niditra tany amin' ny tanàna mimanda, Nony efa nasian' i Josoe sy ny zanak' Israely ireny tamin' ny nandreseny azy mafy dia mafy ka naringany, izay mba nety ho afaka kosa dia nandisotra tamin' ny tanàna mimanda; Quand Josué et les Israélites eurent achevé de leur infliger une très grande défaite jusqu'à les exterminer, tous ceux qui avaient réchappé vivants entrèrent dans les places fortes.