<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:12 | Then spake |
Ary tamin' izany Josoa dia niteny tamin' i Jehovah tamin' ny andro nanoloran' i Jehovah ny Amorita teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ka nanao teo imason' ny Zanak' Isiraely hoe: Ry masoandro, mijanòna eo ambonin' i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan' i Aialona. | Dia niteny tamin' ny Tompo Josoe tamin' ny andro nanoloran' ny Tompo ny Amoreana tamin' ny zanak' Israely, ka hoy izy teo imason' ny zanak' Israely: Ry masoandro, mijanona eo ambonin' i Gabaona ary hianao, ry volana, ambonin' ny lohasaha Ajalona. | C' est alors que |