<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:10 | And the |
Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan' ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin' ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda. | sady nampifanaritahan' ny Tompo teo anoloan' Israely izy ireo, ka nataon' Israely kilahotohoto tao akaikin' i Gabaona sy nenjehiny tamin' ny làlana mankany Betoròna, ary nasiany hatrany Azekà sy Makedà. |