<-
->

Jos 1:5 There shall not any man be able to stand before thee all the days of thy life: as I was with Moses, so I will be with thee: I will not fail thee, nor forsake thee. Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin' ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an' i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho. Tsy hisy olona hahatohitra anao amin' ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an' i Moizy no hombako anao koa; tsy hahafoy anao aho na handao anao. Personne, tout le temps de ta vie, ne pourra tenir devant toi : je serai avec toi comme j' ai été avec Moïse, je ne t' abandonnerai point ni ne te délaisserai.