<-
->

Jos 1:13 Remember the word which Moses the servant of the Lord commanded you, saying, The Lord your God hath given you rest, and hath given you this land. Tsarovy ny teny izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo hoe: Jehovah Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, ary homeny ho anareo izao tany izao. Tsarovy ny nandidian' i Moizy, mpanompon' ny Tompo, anareo nanao hoe: Efa nomen' ny Tompo fitsaharana hianareo, sy nomeny ity tany ity. " Rappelez-vous ce que vous a ordonné Moïse, serviteur de Yahvé : Yahvé votre Dieu, en vous accordant le repos, vous a donné ce pays-ci.