<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 1 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Te / 1Tes 4:1 | Furthermore then we beseech you, brethren, and exhort you by the |
Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin' i Jesosy Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon' Andriamanitra - dia araka ny andehananareo ihany - no hitomboanareo bebe kokoa. | Farany, ry rahalahy, izao no angatahinay sy ihantanay aminareo ao amin' i Jeso Tompo: efa nianaranareo taminay izay fitondran-tena mety hankasitrahan' Andriamanitra, sady efa arahinareo koa, ka mandrosoa mandrakariva amin' ny fandehanana araka izany. | Enfin, frères, nous vous le demandons et vous y engageons dans le Seigneur |