<-
->

Flp / Fil 3:3 For we are the circumcision, which worship God in the spirit, and rejoice in Christ Jesus, and have no confidence in the flesh. Fa isika no voafora, izay manompo amin' ny Fanahin' Andriamanitra ary manao an' i Kristy Jesosy ho reharehantsika ka tsy mitoky amin' ny nofo; Fa isika no tena voafora, dia isika izay manompo an' Andriamanitra amin' ny Fanahy, sy manao ny Kristy Jeso ho reharehantsika, ary tsy mitoky amin' ny nofo. Car c' est nous qui sommes les circoncis, nous qui offrons le culte selon l' Esprit de Dieu et tirons notre gloire du Christ Jésus, au lieu de placer notre confiance dans la chair.