<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 3:18 | (For many walk, of whom I have told you often, and now tell you even weeping, that they are the enemies of the cross of |
Fa maro no mandeha, izay efa nolazaiko taminareo matetika, sady mbola lazaiko aminareo amin' ny fitomaniana koa ankehitriny, fa fahavalon' ny hazo fijalian' i Kristy ireny; | Voalazako taminareo matetika, sady mbola lazaiko amin-dranomaso koa ankehitriny, fa maro no mandeha miseho ho fahavalon' ny hazo fijalian' i Jeso-Kristy mihitsy. | Car il en est beaucoup, je vous l' ai dit souvent et je le redis aujourd' hui avec larmes, qui se conduisent en ennemis de la croix du |