<-
->

Gal / Ga 4:22 For it is written, that Abraham had two sons, the one by a bondmaid, the other by a freewoman. fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin' ny andevovavy, ary ny anankiray tamin' ny tsy andevo. Voasoratra ao fa nanan-janaka roa lahy i Abrahama, ny iray tamin' ny andevovavy, ary ny iray tamin' ny olona afaka. Il est écrit en effet qu' Abraham eut deux fils, l' un de la servante, l' autre de la femme libre ;