<-
->

Gal / Ga 4:14 And my temptation which was in my flesh ye despised not, nor rejected; but received me as an angel of God, even as Christ Jesus. ary ny teo amin' ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin' Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an' i Kristy Jesosy aza. nefa tsy mba naneso na nihataka tamin' izany hianareo, fa vao mainka koa nandray ahy toy ny anjelin' Andriamanitra na tahaka ny Kristy Jeso aza. et, malgré l'épreuve que vous était ce corps infirme, vous n' avez marqué ni mépris ni dégoût ; mais vous m' avez accueilli comme un ange de Dieu, comme le Christ Jésus.