<-
->

Gal / Ga 3:8 And the scripture, foreseeing that God would justify the heathen through faith, preached before the gospel unto Abraham, saying, In thee shall all nations be blessed. Ary satria hitan' ny Soratra Masina rahateo fa amin' ny finoana no anamarinan' Andriamanitra ny jentilisa, dia nitory ny filazantsara tamin' i Abrahama rahateo izy, nanao hoe: Aminao no hitahiana ny firenena rehetra (Gen. 12. 3); Ary tsinjon' ny Soratra Masina rahateo fa amin' ny finoana no anamarinan' Andriamanitra ny jentily, ka nilaza vaovao mahafaly tamin' i Abrahama izy, nanao hoe: Aminao no hanaovan' Andriamanitra ny firenena rehetra. Et l'Écriture, prévoyant que Dieu justifierait les païens par la foi, annonça d' avance à Abraham cette bonne nouvelle : En toi seront bénies toutes les nations.