<-
->

Gal / Ga 3:28 There is neither Jew nor Greek, there is neither bond nor free, there is neither male nor female: for ye are all one in Christ Jesus. Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin' i Kristy Jesosy. Ka tsy misy Jody na jentily intsony; tsy misy andevo na tsy andevo, tsy misy lahy na vavy intsony, fa tena iray ihany hianareo rehetra ao amin' ny Kristy Jeso. il n' y a ni Juif ni Grec, il n' y a ni esclave ni homme libre, il n' y a ni homme ni femme ; car tous vous ne faites qu' un dans le Christ Jésus.