<-
->

Gal / Ga 3:22 But the scripture hath concluded all under sin, that the promise by faith of Jesus Christ might be given to them that believe. Fa ny Soratra Masina efa nanidy azy rehetra teo amin' ny fahotana, mba homena ny mino ny teny fikasana noho ny finoana an i Jesosy Kristy. Fa nohidian' ny Soratra Masina tao amin' ny fahotana izao rehetra izao, mba ho ny finoana an' i Jeso-Kristy no hahazoan' izay mino, ny fampanantenana. Mais en fait l'Écriture a tout enfermé sous le péché, afin que la promesse, par la foi en Jésus Christ, fût accordée à ceux qui croient.