<-
->

Gal / Ga 3:18 For if the inheritance be of the law, it is no more of promise: but God gave it to Abraham by promise. Fa raha avy amin' ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin' ny teny fikasana intsony; nefa tamin' i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan' Andriamanitra azy. Fa raha ho avy amin' ny Lalàna ny lova, dia tsy ho avy amin' ny teny fampanantenana intsony, nefa teny fampanantenana no nataon' Andriamanitra tamin' i Abrahama hahazoana izany fahasoavana izany. Car si on hérite en vertu de la Loi, ce n' est plus en vertu de la promesse : or c' est par une promesse que Dieu accorda sa faveur à Abraham.