<-
->

Gal / Ga 3:16 Now to Abraham and his seed were the promises made. He saith not, And to seeds, as of many; but as of one, And to thy seed, which is Christ. Ary tamin' i Abrahama sy ny taranany no nilazana ny teny fikasana. Tsy lazainy hoe: Ary ho an' ny taranaka, toy ny milaza ny maro; fa toy ny milaza ny anankiray, ary ho an' ny taranakao (Gen. 22. 18), dia Kristy izany. Ary ilay fampanantenana natao tamin' i Abrahama sy ny taranany, izay tsy ataony hoe: ny taranany toy ny milaza maro, fa ny taranako, hoy izy, toy ny manondro tokana, izany hoe ny Kristy, Or c' est à Abraham que les promesses furent adressées et à sa descendance. L'Écriture ne dit pas : " et aux descendants ", comme s' il s' agissait de plusieurs ; elle n' en désigne qu' un : et à ta descendance, c' est-à-dire le Christ.