<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 1:14 | And profited in the |
ary nandroso tamin' ny fivavahan' ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin' ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra. | ary nandroso tamin' ny fivavahan' ny Jody mihoatra noho ny maro indray nihira tamiko teo amin' ny fireneko aho, sady fatra-pitàna ny lovan-tsofina avy amin' ny razako. | et de mes progrès dans le judaïsme, où je surpassais bien des compatriotes de mon âge, en partisan acharné des traditions de mes pères. |