<-
->

2Kr / 2Kor 8:9 For ye know the grace of our Lord Jesus Christ, that, though he was rich, yet for your sakes he became poor, that ye through his poverty might be rich. Fa fantatrareo ny fahasoavan' i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony. Satria fantatrareo ihany ny fahasoavan' i Jeso-Kristy Tompontsika, fa na dia mpanan-karena aza izy, dia tonga mahantra noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo amin' ny fahantrany. Vous connaissez, en effet, la libéralité de notre Seigneur Jésus Christ, qui pour vous s' est fait pauvre, de riche qu' il était, afin de vous enrichir par sa pauvreté.