<-
->

2Kr / 2Kor 4:14 Knowing that he which raised up the Lord Jesus shall raise up us also by Jesus, and shall present us with you. fa fantatray fa Izay nanangana an' i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka aminareo. Satria fantatray fa izay nanangana an' i Jeso Tompo tamin' ny maty, dia hanangana anay miaraka amin' i Jeso koa, sy hanolotra anay aminy miaraka aminareo. sachant que Celui qui a ressuscité le Seigneur Jésus nous ressuscitera nous aussi avec Jésus, et nous placera près de lui avec vous.