<-
->

2Kr / 2Kor 13:13 All the saints salute you. Ny olona masina rehetra manao veloma anareo. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan' i Jeso-Kristy Tompo, sy ny fitiavan' Andriamanitra, ary ny firaisana amin' ny Fanahy Masina! La grâce du Seigneur Jésus Christ, l' amour de Dieu et la communion du Saint Esprit soient avec vous tous !