<-
->

2Kr / 2Kor 12:7 And lest I should be exalted above measure through the abundance of the revelations, there was given to me a thorn in the flesh, the messenger of Satan to buffet me, lest I should be exalted above measure. Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin' ny nofo, dia irak' i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho. Ary fandrao mirehareha noho ny halehiben' ireo fanambarana aho, dia nasiana tsilo tao amin' ny nofoko, dia anjelin' i Satana hamely tehamaina ahy, mba tsy hireharehako. Et pour que l' excellence même de ces révélations ne m' enorgueillisse pas, il m' a été mis une écharde en la chair, un ange de Satan chargé de me souffleter - pour que je ne m' enorgueillisse pas !