<-
->

2Kr / 2Kor 11:31 The God and Father of our Lord Jesus Christ, which is blessed for evermore, knoweth that I lie not. Andriamanitra, Rain' i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho. Ary Andriamanitra, Rain' i Jeso-Kristy Tompontsika, izay isaorana mandrakizay, no mahalala fa tsy mandainga aho. Le Dieu et Père du Seigneur Jésus, qui est béni éternellement, sait que je ne mens pas.