<-
->

1Kr / 1Kor 7:5 Defraud ye not one the other, except it be with consent for a time, that ye may give yourselves to fasting and prayer; and come together again, that Satan tempt you not for your incontinency. Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin' izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan' i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo. Aza misara-pandriana hianareo, afa-tsy amin' ny andro sasany ifanekenareo holanina amin' ny fivavahana; rahefa izany, dia miraisa indray fandrao alain' i Satana fanahy hianareo, noho ny tsy fahaizanareo mifehy tena; Ne vous refusez pas l' un à l' autre, si ce n' est d' un commun accord, pour un temps, afin de vaquer à la prière ; et de nouveau soyez ensemble, de peur que Satan ne profite, pour vous tenter, de votre incontinence.