<-
->

1Kr / 1Kor 15:37 And that which thou sowest, thou sowest not that body that shall be, but bare grain, it may chance of wheat, or of some other grain: ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa; Ary raha mamafy hianao, tsy ny tenan' izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voam-bary izany, na voan-javatra hafa; Et ce que tu sèmes, ce n' est pas le corps à venir, mais un simple grain, soit de blé, soit de quelque autre plante ;